Entry | 1 horirika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona ila [1.1] |
Explanations in French |
4 espèce d'arum comestible, ses feuilles [1.3] 5 sorte d'arum comestible (Colocasia sp., Araceae) [1.5] 6 Nom donné à Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) quand on le cultive pour ses feuilles comestibles ainsi que pour son tubercule. Les feuilles elles-mêmes s'appellent Ravin-koririka ; préparées à la manière des épinards, elles constituent un mets excellent. Il existe des variétés cultivées plus spécialement pour la production des feuilles et d'autres variétés cultivées plutôt pour leur tubercule. [1.196] |
Examples |
7 Dia ataoko horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo. [2.293] 8 rano ambony horirika hono hianareo sy izy ka raha faly miara-manatrika raha tezitra miara-mihodina [2.131] |
Vocabulary |
9 Botany: grass |
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word horirika |
Updated on 2023/08/28 |