Entry | hontsana | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanetsiketsehana ny rano atao ao anaty tavoara na ao am-bava mba hanadiovana ny tavoara na ny aty vava Ny loto avy amin' izany fanetsiketsehana izany: Hontsam-bilia Fanetsiketsehana ny ao anaty zavatra na ny eo ivelany amin' ny fitopatopana [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Ballotement, secousse, agitation de l'eau quand on lave les barriques, les bouteilles, quand on se rince la bouche; agitation du ventre quand on court ou qu'on danse [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Entry | hontsana (hontsa) | ||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||
Explanations in French | à quoi on inspire un vif sentiment [1.3] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Synonyms | hontsaina | ||||||||||||
Updated on 2023/08/25 |