Entry | 1 hono |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa [1.1] |
Explanations in English |
4 they say [1.7] |
Explanations in French |
5 on dit [1.3, 1.8] 6 dit-on [1.3] |
Examples |
7 Iza avy, hono, no mba ory? [2.285] 8 dia gaga, hono, izy roa vavy. [2.293] 9 Avy any Arabia, hono, ny fiaviany. [2.117] 10 Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499] |
Derivatives |
|
Anagrams | 14 hono, no ho, noho |
Updated on 2020/07/31 |