Entry | 1 honinkonina |
Root | 2 honina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fahasahirankiranana amin' izay atao. amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 honina |
Updated on 2020/07/31 |