Entry | holoka | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Loaka ny ao anatiny, hoboka Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1] | ||||||
Explanations in French | Creux, cave à l'intérirue Figuré: madré, roué [1.3] | ||||||
Examples | Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny.
[1.357] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Anagrams | haloko, holoka |
Updated on 2023/10/20 |