|
|
|
|

Entry (1/3)1  holatra
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  provocation dissimulée, tournée. [Tankarana] [1.19]
Synonyms  4  ankolatra

Entry (2/3)5  holatra
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [1.1]
Explanations in English  8  a scar [1.7]
Explanations in French  9  cicatrice [1.3, 1.8, 1.5]
Examples  10  Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io. [2.472]
11  Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [2.499]
Vocabulary  12  Health
Derivatives 
13  Active verbs :
Compound words 
Phytonyms 

Entry (3/3)18  holatra
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [1.1]
Explanations in English  21  mushrooms; fungus in general [1.7]
Explanations in French  22  champignon [1.8]
23  nom générique des champignons [1.3, 1.5]
24  (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons :
25  d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [Taifasy] [1.196]
Examples  26  dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [2.48]
27  Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470]
Vocabulary  28  Botany
Other spellings  29  olatra
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Scientific name 

Anagrams  38  halotra, halôtra, holatra

Updated on 2023/06/08