Entry (1/2) | 1 hoika |
Part of speech | 2 interjection |
Explanations in Malagasy |
3 Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana [1.1] |
Explanations in French |
4 mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3] |
Derivatives |
|
Other spellings | 6 hoiky |
Tables and plates |
7 All the interjections |
Entry (2/2) | 8 hoika |
Part of speech | 9 interjection |
Explanations in Malagasy |
10 kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe Iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika [1.10] |
Explanations in French |
11 mot explétif, comme Iky [1.3] |
Other spellings | 12 hoiky |
Tables and plates |
13 All the interjections |
Anagrams | 14 ahiko, akiho, hoika, kaiho, kiaho |
Updated on 2020/07/31 |