Entry (1/2) | 1 hoho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka 4 Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [1.1] |
Explanations in English |
5 a claw; a finger or toe nail [1.7] |
Explanations in French |
6 griffe, ongle [1.8] |
Vocabulary |
7 Biology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Article |
13 Randzavola: hoho ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 14 hoho |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 tranombitsika ambony hazo [Tanosy]
[1.78] 17 Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [Sakalava] [1.1] |
Vocabulary |
18 Zoology: invertebrates |
Updated on 2023/07/10 |