Entry (1/3) | 1 hofana |
Root | 2 hofa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany 5 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 hofaina |
Entry (2/3) | 11 hofana |
Root | 12 hofa |
Part of speech | 13 passive verb |
Explanations in Malagasy |
14 Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1] |
Explanations in English |
15 to be rented from someone [1.7] |
Explanations in French |
16 qu'on loue de quelqu'un [1.8] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 21 hofaña |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 kankana mena monina amin'ny tany mandomando [Tanala]
[1.78] |
Vocabulary |
24 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 25 fahano, fanaho, fanoha, hafona, hofana, hofaña, fahano, fanaho, fanoha, hafona, hofana, hofaña |
Updated on 2020/07/31 |