Entry (1/2) | 1 hoaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lavaka, loaka anatin' ny hazo, vatolampy 4 Fisokafan'ny vava mitanatana mba hamoaka rivotra amin'ny fotoana mahanoana na ta hatory 5 Hery sy feo re rehefa mandoa [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 hoaka |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 varavarankely [Tambahoaka]
[1.78] 14 varavarankely boribory na lavalava fanao ambany tafo [1.13] |
Explanations in French |
15 oeil de boeuf [1.13] |
Compound words |
|
Anagrams | 17 hakoa, haoka, hoaka, ohaka |
Updated on 2023/08/15 |