|
|
|
|

Entry (1/2)1  hita
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry vorona ambony hazo iry?
4  Miseho rehefa avy notadiavina: Hitako ilay solomasoko very
5  Voazaha ary fantatra: Efa hitanao ve ilay trano tianao hovidina
6  Fantatra: Hitako ny hevitrao [1.1]
Explanations in English  7  seen; found [1.7]
Explanations in French  8  vu, trouvé [1.3, 1.8]
9  découvert, inventé; su, connu, compris, deviné [1.3]
Examples  10  hitako teny an-tsena izy (Je l'ai vu au marché) [1.3]
11  hitako ny bokiko very (J'ai trouvé le livre que j'avais perdu) [1.3]
12  hitako ny ataonao (Je vois, je sais ce que vous faites) [1.3]
13  hitako ny hevitrao (Je connais votre pensée) [1.3]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
Compound words 
Titles 

Entry (2/2)26  hità
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  setroka [Tanosy] [1.78]

Anagrams  29  hita, hità, hita, hità

Updated on 2023/08/08