|
|
|
|

Entry (1/2)1  hintsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hirifiry amin' ny hatsiaka. [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :

Entry (2/2)5  hintsy
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Karazan-kazo maniry amin' ny toerana ambany any amorontsiraka atsinanana; betsaka no ampiasana ny hintsy: anaovana rafi-trano na rafitra madinika na tsivalan-kazo amin' ny lalamby, fa indrindra anaovan' ny Betsimisaraka lakana sy vatampaty [1.1]
Explanations in French  8  arbre (Intsia bijuga) [1.5]
9  (nom anciennement cité: « hintchy » par Rochon et Froberville). Afzelia bijuga A. Gray (Fabaceae). Les graines grillées sont absorbées en infusions caféiformes. Excellent bois pour la menuiserie et la charpente. Écorces tannantes employées aussi en teinturerie ; teintes confuses : brun rougeâtre. Voir hintsina. [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  10  Botany
Synonyms  11  hintsina
Scientific name 

Updated on 2022/06/03