Entry (1/2) | 1 hika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [1.1] |
Entry (2/2) | 4 hika |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 hika, kiha |
Updated on 2020/07/31 |