|
|
|
|

Entry1  hidin-drano
Elementary words  2  hidy, rano
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  fefy namboarina hamiliana ny rano hanondraka ny tanimbary ka azo vohaina sy hidiana araka izay ilana azy [1.1]
Explanations in French  5  vanne [1.13]
Vocabulary  6  Technology
Other spellings  7  hidirano

Updated on 2023/07/20