|
|
|
|

Entry (1/2)1  hetsy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina [1.1]
Explanations in English  4  a hundred thousand [1.7]
Explanations in French  5  cent mille [1.8]
International  6  100000 ~ 100 000 ~ 100.000 ~ 100,000 [3.1]
Examples  7  Dimy hetsy sy fito tapitrisa no voalaza ho isany; [1.38]
8  Iray hetsy mahery no ankevitry ny olona matiny, hono. [1.437#]
9  Fanaovana ny steam engine: ary ny vola lany, iray hetsy. [2.366#]
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Derivatives 
11  Adverbs :
Tables and plates  12  The Numbers
Article  13  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entry (2/2)14  hetsy
Part of speech  15  Unspecified
Explanations in Malagasy  16  [Bara] [1.78]
Derivatives 
17  Adjectives :

Updated on 2024/10/04