|
|
|
|

Entry1  hetriketrika
Root  2  hetrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka
5  Hafanana tsy anerany
6  Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1]
Vocabulary  7  Sound
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Synonyms  12  hetrika

Updated on 2023/01/05