Entry (1/2) | 1 Hebrio |
Part of speech | 2 name (biblical) |
Explanations in Malagasy |
3 Anarana nentin' ny firenena Jody tany am-boalohany, avy amin' ny razam-ben' i Abrahama natao hoe Heber [1.1] |
Examples |
4 Ivelan' ny hebrio fahiny sy ny kristianina taty aoriana ihany koa. [2.296#] 5 Nisy hebrio sasany koa nita an' i Jordany ho any amin' ny tany Gada sy Galaada. [2.996#] |
Vocabulary |
6 History |
Biblical quotes | 7 Chapters and verses mentioning Hebrio |
Tables and plates |
8 Full list |
Entry (2/2) | 9 Hebrio |
Part of speech | 10 name (biblical book) |
Explanations in English |
11 Hebrews: one of the books of the Bible [2.996] |
Explanations in French |
12 Hébreux: un des livres de la Bible [2.996] |
Vocabulary |
13 Holy Scriptures |
Synonyms | 14 hebreo, hebreo |
Updated on 2024/10/20 |