|
|
|
|

Entry1  hebiheby
Root  2  heby
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanetsiketsehana zavatra hisalovana ny fijery na ny lalan' ny hafa; fisakantsakanana amin' ny fivezivezena avy an-kavia na an-kavanana. [1.1]
Explanations in English  5  hovering about, as a bird, wandering about, as a person having no place to rest in. probably redup. of heby. Comp. heva, sebiseby, tebiteby. [1.2]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :

Updated on 2023/01/20