Entry (1/2) | 1 havia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny haVAnana. [1.10#H135] 4 amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [1.1] |
Explanations in English |
5 the left side [1.2#241, 1.7] 6 the left hand [1.7] |
Explanations in French |
7 la main gauche [1.3#227, 1.8] 8 le côté gauche [1.3#227, 1.8] |
Examples |
9 Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko. [2.499#] 10 Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word havia |
Entry (2/2) | 20 havia |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 qui est inférieur en grade à un autre [1.3] |
Synonyms | 23 haviany |
Anagrams | 24 havia, vahia |
Updated on 2023/06/05 |