Entry (1/5) | 1 hasy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 a provincial word for medicine. [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
4 remède. hasina [Tankarana]
[1.19] 5 Racine des mots mpimasy, omasy, ombiasy, qui désignent dans les diverses régions les spécialistes du traitement par les plantes [1.196] |
Vocabulary |
6 Health |
Synonyms | 7 kasa |
Compound words |
|
Entry (2/5) | 9 hasy |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 fanajana [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
12 respect [Taisaka]
[1.82] |
Entry (3/5) | 13 hasy |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 lamba vita amin'ny landihazo [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in English |
16 a provincial word for cotton [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
17 cotonnade [Taisaka]
[1.82] |
Vocabulary |
18 Economy: clothing |
Entry (4/5) | 19 hasy |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 landihazo [Bara]
[1.78] 22 Landihazo gasy. Anarankazo ary anaran' ny voan' io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon' ny voany, rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba [1.1] |
Explanations in French |
23 (prononciation locale pour hasina) Nom des cotonniers sauvages, surtout Gossypium arboreum var. perrieri (Hochr.) B.L.Rob. et Gossypium brevilanatum Hochr. (Malvaceae) [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
24 Botany |
Synonyms | 25 landihazo |
Scientific name |
|
Entry (5/5) | 27 hasy |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in French |
29 Faguetia falcata Marchand (Anacardiaceae). [Betsimisaraka, Bezanozano]
[1.196] |
Vocabulary |
30 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 32 hasy, sahy |
Updated on 2024/04/16 |