Entry | 1 haratsaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanintsanana amin' ny antsy ny romoromon' ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao fefy tsy hisian' ny fisaritadritahana fa mifarana tsara; izay afaka rehefa mandrantsana ny raviny maimaina amin' ny tahom-bary [1.1] |
Explanations in English |
4 cuttings, clippings, shavings, the refuse from the bottom of the stalks in reaping rice 5 small bamboos put on the roofs of houses between the roof timbers to tie the thatch to; often pronounced karatsaka. [1.2] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 harakatsa, haratsaka |
Updated on 2023/08/11 |