Entry (1/2) | 1 hararaotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [1.1] |
Explanations in English |
4 ulceration [1.2] |
Explanations in French |
5 panaris [1.54] |
Vocabulary |
6 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 hararaotra |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [1.1] |
Explanations in English |
15 aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [1.2] |
Updated on 2023/08/11 |