Entry | harankana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Kapotsaka, mpamitaka amin' ny laingalainga ka tsy azo toky loatra amin' izay lazainy [1.1] | |
Explanations in English | Cunning, crafty, guileful; one who deals in fiction, fond of the marvelous. See fetsy. [1.2] | |
Updated on 2020/07/31 |