|
|
|
|

Entry1  haran-tratra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina
4  [1.13] fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra
Explanations in French  5  [1.13] cage thoracique
Vocabulary  6  Biology
Root  7  harana, tratra

Updated on 2024/12/07