Entry (1/2) | 1 harafesina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity 4 Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka [1.1] |
Explanations in English |
5 rust 6 rusty [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
7 rouille 8 rouillé [1.8] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 harafesina |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny [1.1] |
Vocabulary |
13 Health |
Anagrams | 14 firesahana, harafesina |
Updated on 2020/07/31 |