Entry 1/2 |
haolo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina)
[1.1]
|
Explanations in English | Wild, untamed, applied chiefly to wild cattle Easily soared, as birds frequently shot at [1.2]
|
| Wild [1.7]
|
Explanations in French | Sauvage [1.8]
|
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
haolo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1]
|
Vocabulary |
Origin | English: awl.
|
|