|
|
|
|

Entry (1/2)1  haody
Part of speech  2  interjection
Explanations in Malagasy  3  azo idirana ve? izany no tena hevitry ny hoe haody, izay fanontaniana tany an-tendrony ary novaliana hoe: "haodiana!" : azo idirana [2.313]
4  Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon' olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia novaliana taloha hoe "haodiana e!" [1.1]
Explanations in English  5  a word used by visitors at the door of a house when they are on the point of entering or wish to enter. [1.2]
6  hello ! (spoken when standing at the door) [1.7]
Explanations in French  7  bonjour ! (se dit devant la porte) [1.8]
Examples  8  Raha hangalatra izy tsy hanao haody. [2.445#]
9  Ka haody, arahaba soa, haody, arahaba tsara. [2.245#]
Derivatives 
10  Passive verbs :
Titles 
Tables and plates  12  All the interjections

Entry (2/2)13  haody
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody [1.1]
Explanations in French  16  intimidé, peu rassuré, peu familier, rôdeur [1.3]
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Adjectives :
Synonyms  19  haodihaody

Anagrams  20  ahôdy, haody

Updated on 2023/08/12