|
|
|
|

Entry1  hanona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nifiny ary misy vombona matanjaka eo amin' ny lamosiny ambany, izay ahafahany miantoraka haingana amin' ny haza kendreny ho azo [1.1]
Vocabulary  4  Zoology: fishes

Anagrams  5  hanona, nahona

Updated on 2020/07/31