|
|
|
|

Entry1  hamafisina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihavanana
Explanations in English  4  [1.2] see mafy.
Root  5  mafy
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  hamafina, mafina

Anagrams  11  fisimahana, hamafisina

Updated on 2025/01/21