Entry (1/7) | 1 haka (aka) |
Part of speech | 2 morphological form of maka |
Examples |
3 Aoka aho haka rivotra kely. [2.528] |
Entry (2/7) | 4 haka |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy | 6 Fotsy botsiaka, maina [1.1] |
Explanations in English | 7 [1.2] |
Explanations in French | 8 clair, sec [1.3#207] |
Derivatives |
|
Entry (3/7) | 11 haka |
Part of speech | 12 noun or adjective |
Explanations in Malagasy | 13 Sakaiza: Tonga ilay haka 14 Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny 15 Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho [1.1] |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word haka |
Entry (4/7) | 18 haka |
Part of speech | 19 adjective |
Vocabulary |
20 Geography: (in general) |
Explanations in English | 21 low, as applied to the sea [Provincial] [1.2] |
Entry (5/7) | 22 haka |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy | 24 rahoka [Sihanaka] [1.78] |
Entry (6/7) | 25 haka |
Part of speech | 26 interjection |
Explanations in Malagasy | 27 odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana) [Betsileo] [1.78] |
Tables and plates |
28 All the interjections |
Anagrams | 29 haka, kaha |
Updated on 2020/07/31 |