Entry | 1 hahohaho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahabetsahana toa misamonomonona [1.1] |
Explanations in English |
4 noise, wrangling, speaking in a subdued or suppressed tone of voice, a din. [1.2] |
Explanations in French |
5 bourdonnement, brouhaha; multitude [1.3] |
Examples |
6 Injany misy kotroka sy hahohaho avy any amin' ny tanàna, ary horakoraka avy ao an-tempoly! [2.996] |
Vocabulary |
7 Sound |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 hahohaho, hohahoha |
Updated on 2020/07/31 |