Entry (1/2) | 1 hahazana |
Root | 2 hahy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in English |
4 to be dried by exposure to the sun [Provincial]
[1.2] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word hahazana |
Entry (2/2) | 11 hahazana |
Root | 12 hahy |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra) [1.1] |
Explanations in English |
15 the things exposed to the sun or air. [1.2] 16 things put out in the sun to dry [1.7] |
Explanations in French |
17 le séchoir [1.3#205] 18 ce qu'on met à sécher au soleil [1.8] |
Examples |
19 Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba; [2.587#] |
Updated on 2023/04/09 |