|
|
|
|

Entry1  hafàna (fana)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1]4  tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13]
Explanations in French  5  température [1.13]
Synonyms  6  mari-pana
Compound words 

Anagrams  8  fahana, faha~na, fanaha, hafàna

Updated on 2023/02/26