Entry (1/2) | 1 hadina |
Root | 2 hady |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Loahana: Nohadin' ny riaka ny arabe ka be loadoaka 5 Ongotana: Vomanga sa mangahazo no hohadina e? 6 Fongarina, alaina (avy any anaty tany): Manjarano no nohadina teto taloha 7 Dinihina, fotorana: Efa nohadin' ny mpamototra ny raharahanareo [1.1] |
Explanations in English |
8 to be dug, to be made into a trench. [1.2] 9 to be dug [1.7] |
Explanations in French |
10 qu'on creuse [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word hadina |
Entry (2/2) | 16 hadina |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 fiarahabana [Bezanozano]
[1.78] |
Derivatives |
|
Anagrams | 20 dihana, hadina |
Updated on 2023/01/20 |