Entry | 1 hadilanana |
Root | 2 dilana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 (hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra [Tanala]
[1.78] 5 toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana [1.1] |
Explanations in English |
6 A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana [1.2] |
Explanations in French |
7 défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3] 8 col [1.5] |
Vocabulary |
9 Geography: (in general) |
Synonyms | 10 ankadilanana |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word hadilanana |
Updated on 2023/01/20 |