|
|
|
|

Entry1  habokana (boka)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Health
Explanations in Malagasy  4  aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa. [1.1]5  Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explanations in English  6  leprosy [1.2, 1.7]
Explanations in French  7  lèpre [1.5, 1.6]8  la lèpre [1.3, 1.8]
Explanations in German  9  Lepra [1.56]
Examples  10  Saingy raha miempaka ny olona voan'ny habokana dia tsy harary azy izany. [1.581#]
11  Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza. [1.581#]

Updated on 2023/02/17