Entry | 1 habokaina (boka) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy | 3 Esoina, haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Raha tsy manana ianao, aza ny anay no habokaina / Aza habokainao ny entanay [1.1] |
Explanations in English | 4 see boka. [1.2] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 bokaina |
Anagrams | 10 habokaina, ikobahana |
Updated on 2023/01/20 |