Entry | 1 habibiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian' ny mpanjaka sasantsasany teto an-tany 4 [1.13] hasiahana mihoa-pampana |
Explanations in English |
5 [1.7] wanton cruelty, brutality |
Explanations in French |
6 [1.8] cruauté, brutalité 7 [1.13] sauvagerie, bestialité |
Vocabulary |
8 Emotions |
Root | 9 biby |
Anagrams | 10 hababinay, habaibain, habibiana, ibibahana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |