Entry (1/2) | 1 habakabaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin' ny fiteny mahazatra: Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin' ny habakabaka ny kintana |
Explanations in English |
4 [1.2] amplitude, space, the sky, the firmament. 5 [1.7] the skies, the firmament |
Explanations in French |
6 [1.8] le ciel, firmament |
Examples |
7 [2.471#] Tsy namaly aho fa ny habakabaka maty masoandro no notazaniko. 8 [2.117#] Ny tany, ny habakabaka, ny rano dia samy ifamoivoizana avokoa. 9 [1.233#ririninanyandro] Jereo ny rahon' ny habakabaka fa mbola mety manopy manja ihany; 10 [1.287] Ny masonao no itiavako iny [h]abakabaka|abakaba iny / Sa ny masonao no tiako dia ny [h]abakabaka|abakaba-manga! |
Root | 11 habaka |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 habaka |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word habakabaka |
Entry (2/2) | 18 habakabaka |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in French |
20 [1.19] [Tankarana]
derrière d'un boeuf. |
Vocabulary |
21 Zoology: (in general) |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |