Entry | grefy | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa [1.1] | ||||
Explanations in French | Greffe [1.13] | ||||
Examples | Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo.
[1.437] | ||||
Vocabulary | Botany: (in general) | ||||
Compound words |
| ||||
Origin | French: greffe. | ||||
Updated on 2023/08/11 |