|
|
|
|

Entry1  gramera
Part of speech  2  noun
Examples  3  Tsy nanao gramera izy, tsy hainy angamba. [2.245#]
4  Nisy koa nanoratra gramera malagasy tamin' ny fiteny frantsay, - momba ny Tantara : G. [2.113#]
5  Hatrany an-tendrony avaratra ka hatrany atsimo dia iray ny gramera, iray ny santaksa, ary ny ankamaroany aza dia iraisana ny teny tsirairay. [2.285#]
Vocabulary  6  Linguistics
Titles 

Updated on 2023/06/12