|
|
|
|

Entry1  governora
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1]
Explanations in English  4  a governor of a town or province [1.2]
5  a governor [1.7]
Explanations in French  6  gouverneur [1.3]
7  gouverneur [1.8]
Examples  8  Tera-menan' ny hatezeran' ny governora. [2.270#]
9  Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472#]
10  Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora. [2.366#]
Vocabulary  11  Politique
Proverbs  12  Proverbs containing the word governora
Article  13  Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/18