Entry | gonehina | |
Part of speech | passive verb | |
Explanations in Malagasy | Zaza mohaky ny fampihantana azy [2.643] | |
Examples | Ary noho ny fahasahiranan' Ineny dia noraisin' Idadabe sy Inenibe, ray aman-drenin' Ineny ho taiza-keliny aho, tsy mba nataony zaza gonehina, na tahaka irony ankizy raikitro am-pitenenana hoe: "taizan' antitra ka vitan' ny tonom-bomanga.
[2.643] | |
Updated on 2020/07/31 |