Entry |
goaika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1]
|
Explanations in English | A crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2]
|
| A crow [1.7]
|
Explanations in French | Corbeau [2.415, 1.54, 1.8]
|
Scientific name | Corvus scapulatus |
Examples |
1 | Fambara loza ve ity goaika tokana ity?
[2.643]
|
2 | ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona;
[2.293]
|
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
Article |
Illustrations |
|
|
Entry |
goaika
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | Se disait des choses semblables [2.415]
|
|