Entry | gama | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1] | |
Vocabulary | Music: (in general) | |
Origin | French: gamme. | |
Other spellings | gamatra | |
Analogs | do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ la ~ si | |
Illustrations | ||
Updated on 2023/11/26 |