Entry | 1 galòna |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsy apetaka amin' ny vozona na lohatanana na tratran' akanjo ho mari-pahamboniana sy voninahitra |
Explanations in English |
4 [1.2] gold or silver lace 5 [1.7] gold braid or marks of rank on uniforms |
Explanations in French |
6 [1.3#194, 1.8] galon |
Examples |
7 Rakotra galona ny tratrany. [2.442#43] 8 Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa. [2.558] 9 ary ny galona tsy azon'ny razanay, azonay [2.298#60] 10 Sao dia hatositosika ireo zanak' olona efa tia anao loatra, rehefa miravaka galona volamena ny sandrinao! [2.499#20] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word galòna |
Anagrams | 17 angola, galòna |
Updated on 2025/02/16 |
![]() |