Entry | 1 frantsay |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan' ny Frantsay 4 Mikasika an' i Frantsa, an' i Frantsa na avy any Frantsa: Anisan' ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay [1.1] |
Explanations in English |
5 a Frenchman 6 French [1.7] |
Explanations in French |
7 français [1.8] |
Compound words |
|
Titles |
|
Updated on 2023/07/29 |