Entry | 1 fotsiana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro |
Explanations in English |
4 [1.2] to be made white. 5 [1.7] to be whitened |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on blanchit |
Root | 7 fotsy |
Morphology |
|
Other spellings | 12 fotsina |
Anagrams | 13 asafonti, atsofany, fotsiana, itsofana, safotany, safotina, tsofanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |