|
|
|
|

Entry (1/2)1  fotaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
4  Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1]
Explanations in English  5  mud, slime, bog [1.2]
6  mud [1.7]
Explanations in French  7  la boue [1.8]
Examples  8  Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [2.324]
9  mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Zoonyms 
Toponyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word fotaka

Entry (2/2)23  fotaka
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  varatra: Latsaham-pôtaka [Bezanozano] [1.78]
Explanations in English  26  a thunderbolt. [1.2]
27  lightning [1.7]
Explanations in French  28  la foudre [1.8]
Vocabulary  29  Meteorology
Morphology 
30  Simple :
31  Prefixed :

Anagrams  32  fotaka, takofa

Updated on 2023/08/11