Entry | 1 fotafota |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandraisana zavatra (indrindra ny sakafo) amin' ny tanana tsy madio ka manafotetaka izany amin' ny tena na amin' ny manodidina ny tena. [1.1] |
Explanations in English |
4 slaver, spittle. Generally used of such as is produced in anger or from eating voraciously. [1.2] |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 fotafota, tafotafo, tofatofa |
Updated on 2020/07/31 |